Fisaorana

Fisaorana no asetriko ny fiainana
Sy ireo nahitàna masoandro
Ary ianao miara-dia amiko ety amin’ny Tanin’ny sambatra

.

À la vie, je rends grâce
À ceux qui m’ont donné la vie, je dis merci
À ceux qui la partagent avec moi, soyons heureux !

.

In praise of life, I offer thanks
To those who gave it to me, I say thank you
To those who share it with me, let us be happy!


Dada, nandrotsirotsy tanaty mozika

Neny, loharano sy ohatra tamin’ny lahatsoratra

Tsiry, ilako ara-kira nandritra ny taona maro

Ando, ilay feo fahatelo nandravaka

Richard, Tiona sy Ankira, mampitepo ny fo sy aingam-panahiko isan’andro

Ireo mpampianatra taranja Malagasy rehetra tany an-tsekoly

Teza, Feno, Njaka sy ny namana rehetra mpanohana mahafatra-po

Miora sy ireo mpiangaly zava-maneno nanome aina ireo vakoka


Inspiring picture in my homepage by nine koepfer from Unsplash. It’s a perfect replica of my bedroom, unbelievable! Thank you.