Vazanay mihidy
Ny fonao
Mitepotepo
Mihamilantolanto
Ny fonao
Mitepotepo
Mihamilantolanto
Nanapa-kevitra ny farany ahoSao diso aoriana tsy hahatratra anaoResy lahatra ka tamy hilazaHamotsotra ny fo ela nandrasana Eny ary hoy ahoManaiky ahoNy ho ilanao Amin’ilay…
Raha izay lohataona baliaka any akia
Tsy atakaloko ririnina raha…
Raha miaraka isika !
Kanjo ianao nipoitra teo
Am-baravarankelinareo
Dia tafajery ahy
Dia ho feno
Ny hanitrao
Sy irony vony mavokely
Ny ao an’efitranoko ao
Tsy avelako ho lo mihitsy ianao
Iny, iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky mantsy
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Mikipia
Tsy tsapanao efa tsy mipai-tany ve
Ny tongotrao e ?
Ilay tsy ahitànao tory
Manangatra andro atoandro
Mankahia, mampahory